Genesisy 50:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Hoy koa i Josefa tamin’ny zanak’i Israely: “Tsy maintsy hitsinjo anareo Andriamanitra. Koa mianiàna amiko hoe hoentinareo hiakatra hiala atỳ ny taolambaloko.”+ Eksodosy 13:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nentin’i Mosesy niaraka taminy koa ny taolambalon’i Josefa, satria efa nasain’i Josefa nianiana ny zanak’Israely ka nilazany hoe: “Tsy maintsy hahatsiaro anareo Andriamanitra, ka ento miakatra miaraka aminareo hiala atỳ ny taolambaloko.”+ Hebreo 11:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Finoana no nahatonga an’i Josefa, tamin’izy efa ho faty, hiresaka hoe hafahana ny zanak’Israely, ka nanafatrafatra* momba ny taolambalony*+ izy.
25 Hoy koa i Josefa tamin’ny zanak’i Israely: “Tsy maintsy hitsinjo anareo Andriamanitra. Koa mianiàna amiko hoe hoentinareo hiakatra hiala atỳ ny taolambaloko.”+
19 Nentin’i Mosesy niaraka taminy koa ny taolambalon’i Josefa, satria efa nasain’i Josefa nianiana ny zanak’Israely ka nilazany hoe: “Tsy maintsy hahatsiaro anareo Andriamanitra, ka ento miakatra miaraka aminareo hiala atỳ ny taolambaloko.”+
22 Finoana no nahatonga an’i Josefa, tamin’izy efa ho faty, hiresaka hoe hafahana ny zanak’Israely, ka nanafatrafatra* momba ny taolambalony*+ izy.