Josoa 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Niakatra avy tao Jordana ny vahoaka tamin’ny andro fahafolon’ny volana voalohany. Dia nitoby tao Gilgala,+ tany amin’ny sisiny atsinanan’i Jeriko, izy ireo. Josoa 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nanamboatra antsy tamin’ny vatoafo àry i Josoa, dia noforany tao Gibeata-haralota*+ ny lehilahy israelita.
19 Niakatra avy tao Jordana ny vahoaka tamin’ny andro fahafolon’ny volana voalohany. Dia nitoby tao Gilgala,+ tany amin’ny sisiny atsinanan’i Jeriko, izy ireo.
3 Nanamboatra antsy tamin’ny vatoafo àry i Josoa, dia noforany tao Gibeata-haralota*+ ny lehilahy israelita.