Eksodosy 14:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nojeren’i Jehovah avy tao amin’ilay andry afo sady andry rahona+ ny Ejipsianina, tamin’ny fiambenana maraina,* ka nataony nifanaritaka. Josoa 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia nataon’i Jehovah nifanaritaka teo anoloan’ny Israely izy ireo,+ ka be dia be no matin’ny Israely tao Gibeona. Nenjehin’ny Israely tany amin’ny lalana miakatra ho any Beti-horona izy ireo, ary notafihiny hatrany Azeka sy Makeda.
24 Nojeren’i Jehovah avy tao amin’ilay andry afo sady andry rahona+ ny Ejipsianina, tamin’ny fiambenana maraina,* ka nataony nifanaritaka.
10 Dia nataon’i Jehovah nifanaritaka teo anoloan’ny Israely izy ireo,+ ka be dia be no matin’ny Israely tao Gibeona. Nenjehin’ny Israely tany amin’ny lalana miakatra ho any Beti-horona izy ireo, ary notafihiny hatrany Azeka sy Makeda.