Eksodosy 28:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Hanao efoda izy ireo, ka kofehy volamena, sy kofehy manga, sy volonondry volomparasy, sy kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara no hanaovany azy. Ary hasiana peta-kofehy ilay izy.+ Mpitsara 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nanana tranon’andriamanitra io Mika io, ary nanamboatra efoda+ sy sarivongana terafima.*+ Dia notendreny* ny iray tamin’ny zanany lahy mba ho mpisorona ho azy.+
6 “Hanao efoda izy ireo, ka kofehy volamena, sy kofehy manga, sy volonondry volomparasy, sy kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara no hanaovany azy. Ary hasiana peta-kofehy ilay izy.+
5 Nanana tranon’andriamanitra io Mika io, ary nanamboatra efoda+ sy sarivongana terafima.*+ Dia notendreny* ny iray tamin’ny zanany lahy mba ho mpisorona ho azy.+