Josoa 19:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary niverina nankany Rama ilay sisin-tany ka nitohy hatrany Tyro,+ izay tanàna voaro mafy. Dia niverina indray nankany Hosa izany, ary nifarana tany amin’ny ranomasina teo amin’ny faritr’i Akziba, Josoa 19:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Izany no lova nozaraina ho an’ny fokon’i Asera, araka ny fianakaviany avy.+ Ireo ny tanàna sy ny tanàna kelin’izy ireo.
29 Ary niverina nankany Rama ilay sisin-tany ka nitohy hatrany Tyro,+ izay tanàna voaro mafy. Dia niverina indray nankany Hosa izany, ary nifarana tany amin’ny ranomasina teo amin’ny faritr’i Akziba,
31 Izany no lova nozaraina ho an’ny fokon’i Asera, araka ny fianakaviany avy.+ Ireo ny tanàna sy ny tanàna kelin’izy ireo.