Josoa 19:30, 31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Oma, Afeka,+ ary Rehoba,+ izany hoe tanàna 22 sy ny tanàna keliny. 31 Izany no lova nozaraina ho an’ny fokon’i Asera, araka ny fianakaviany avy.+ Ireo ny tanàna sy ny tanàna kelin’izy ireo.
30 Oma, Afeka,+ ary Rehoba,+ izany hoe tanàna 22 sy ny tanàna keliny. 31 Izany no lova nozaraina ho an’ny fokon’i Asera, araka ny fianakaviany avy.+ Ireo ny tanàna sy ny tanàna kelin’izy ireo.