FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 23:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Aza ampijalina ny olona avy amin’ny firenen-kafa. Fa fantatrareo tsara izay tsapan’ny* hafa firenena, satria mba efa nivahiny tany Ejipta ihany ianareo.+

  • Levitikosy 19:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Tokony hataonareo toy ny teratany eo aminareo ihany ny vahiny monina eo aminareo.+ Ary tiavo tahaka ny tenanao izy, fa efa mba vahiny tany Ejipta ihany koa ianareo. Izaho+ no Jehovah Andriamanitrareo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara