FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 12:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa hitety an’i Ejipta aho amin’io alina io, ka hovonoiko ny lahimatoa rehetra ao, hatramin’ny olona ka hatramin’ny biby.+ Ary hampihatra didim-pitsarana amin’ny andriamanitr’i Ejipta rehetra aho.+ Izaho no Jehovah.

  • 1 Tantara 16:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Andriamanitra tsy misy dikany daholo ny andriamanitry ny firenena,+

      Fa i Jehovah kosa no nanao ny lanitra.+

  • Salamo 97:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Ho menatra izay rehetra manompo sary sokitra,+

      Dia izay mirehareha ny amin’ireo andriamaniny tsy misy dikany.+

      Miankohofa eo anatrehany,* ry andriamanitra rehetra!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara