FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 42:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Andriamanitra ô, mamoy fo aho.+

      Izany no mahatonga ahy hahatsiaro anao,+

      Atỳ amin’ny tanin’i Jordana sy ny tampon’i Hermona,

      Atỳ amin’ny Tendrombohitra Mizara.*

  • Salamo 62:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Matokia azy foana ianareo, rey olona ô!

      Aborahy aminy ny ao am-ponareo.+

      Fialofana ho antsika Andriamanitra.+ (Sela)

  • Salamo 142:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Izy no amborahako ny zavatra mampanahy ahy;

      Izy no ilazako ny fahoriako+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara