1 Samoela 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hopotipotehin’i Jehovah izay miady aminy;*+Hampirefotra kotroka avy any an-danitra+ izy mba hamelezana azy ireny. Hitsara hatrany amin’ny faran’ny tany+ i Jehovah,Hanome fahefana ny mpanjakany izy,+Ary hanandratra ny tandroky* ny voahosotra notendreny.”+ 2 Samoela 22:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia nandefa kotroka avy tany an-danitra i Jehovah;+Nataon’ilay Avo Indrindra izay handrenesana ny feony.+
10 Hopotipotehin’i Jehovah izay miady aminy;*+Hampirefotra kotroka avy any an-danitra+ izy mba hamelezana azy ireny. Hitsara hatrany amin’ny faran’ny tany+ i Jehovah,Hanome fahefana ny mpanjakany izy,+Ary hanandratra ny tandroky* ny voahosotra notendreny.”+
14 Dia nandefa kotroka avy tany an-danitra i Jehovah;+Nataon’ilay Avo Indrindra izay handrenesana ny feony.+