1 Samoela 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 dia hoy i Jehovah taminy: “Henoy izay rehetra lazain’ny vahoaka aminao. Tsy ianao mantsy no laviny, fa izaho no tsy tiany ho mpanjakany.+ Hosea 13:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tezitra aho nefa nomeko mpanjaka ihany ianao,+Ary ho tezitra be aho ka hesoriko tsy ho mpanjaka izy.+
7 dia hoy i Jehovah taminy: “Henoy izay rehetra lazain’ny vahoaka aminao. Tsy ianao mantsy no laviny, fa izaho no tsy tiany ho mpanjakany.+
11 Tezitra aho nefa nomeko mpanjaka ihany ianao,+Ary ho tezitra be aho ka hesoriko tsy ho mpanjaka izy.+