FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 15:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Iza amin’ireo andriamanitra no mitovy aminao, Jehovah ô?+

      Iza no faran’izay masina hoatr’anao?+

      Ianao ilay tokony hatahorana ka hanaovana hira fiderana. Ianao ilay manao zava-mahagaga maro.+

  • Deoteronomia 4:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Ianareo ihany no nampisehoana an’izany rehetra izany mba ho fantatrareo fa i Jehovah no tena Andriamanitra,+ ary tsy misy ankoatra azy.+

  • Salamo 73:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Manana an’iza moa aho any an-danitra?

      Ary tsy misy na inona na inona iriko eto an-tany, afa-tsy ianao.+

  • Salamo 86:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Tsy misy hoatr’anao ireo andriamanitra, Jehovah ô!+

      Tsy misy mahavita ny vitanao.+

  • Salamo 89:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Fa iza any an-danitra no afaka mifampitaha amin’i Jehovah?+

      Iza amin’ireo zanak’Andriamanitra+ no mitovy amin’i Jehovah?

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara