1 Samoela 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia naniraka olona haka azy i Jese ary nentina teo izy. Somary mena ilay zazalahy, tsara be ny masony, ary izy koa tsara tarehy.+ Dia hoy i Jehovah: “Mitsangàna ka hosory izy, fa io no izy!”+
12 Dia naniraka olona haka azy i Jese ary nentina teo izy. Somary mena ilay zazalahy, tsara be ny masony, ary izy koa tsara tarehy.+ Dia hoy i Jehovah: “Mitsangàna ka hosory izy, fa io no izy!”+