FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 17:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Nifoha maraina àry i Davida, dia nampiandraiketiny olon-kafa ny ondriny. Ary nalainy ny entana ka lasa izy, araka izay nasain’i Jese nataony. Dia tonga teo amin’ny sisin’ny toby izy. Nivoaka nankeny an’ady ny tafika tamin’izay, ka nihorakoraka nanao hiakan’ady.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara