1 Samoela 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia naniraka olona haka azy i Jese ary nentina teo izy. Somary mena ilay zazalahy, tsara be ny masony, ary izy koa tsara tarehy.+ Dia hoy i Jehovah: “Mitsangàna ka hosory izy, fa io no izy!”+ 1 Samoela 17:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Hoy anefa i Saoly tamin’i Davida: “Tsy ho vitanao ny hiady amin’io Filistinina io satria mbola kely ianao.+ Fa izy efa miaramila* hatramin’izy mbola tanora.”
12 Dia naniraka olona haka azy i Jese ary nentina teo izy. Somary mena ilay zazalahy, tsara be ny masony, ary izy koa tsara tarehy.+ Dia hoy i Jehovah: “Mitsangàna ka hosory izy, fa io no izy!”+
33 Hoy anefa i Saoly tamin’i Davida: “Tsy ho vitanao ny hiady amin’io Filistinina io satria mbola kely ianao.+ Fa izy efa miaramila* hatramin’izy mbola tanora.”