FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 38:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia nanao an’ilay kovetabe varahina+ sy ny tongony varahina izy. Ny fitaratr’ireo* vehivavy, izay efa voalamina mba hanompo teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana, no nanaovany an’ireo.

  • Levitikosy 21:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tokony ho masina eo anatrehan’ny Andriamaniny kosa izy,+ ary tsy hanazimbazimba ny anaran’ny Andriamaniny,+ satria izy no manolotra ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah, izany hoe ny sakafo* ho an’ny Andriamaniny. Tsy maintsy masina izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara