1 Samoela 2:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Nisy lehilahin’Andriamanitra tonga tany amin’i Ely, ka niteny hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Tsy efa nampahafantatra tsara ny tenako tamin’ny ankohonan-drainao ve aho, tamin’izy ireo andevon’ny ankohonan’i Farao tany Ejipta?+ 1 Samoela 2:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ho avy ny andro hanafoanako ny herinao* sy ny herin’ny ankohonan-drainao, ka tsy hisy lehilahy ho tratrantitra ao amin’ny ankohonanao.+
27 Nisy lehilahin’Andriamanitra tonga tany amin’i Ely, ka niteny hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Tsy efa nampahafantatra tsara ny tenako tamin’ny ankohonan-drainao ve aho, tamin’izy ireo andevon’ny ankohonan’i Farao tany Ejipta?+
31 Ho avy ny andro hanafoanako ny herinao* sy ny herin’ny ankohonan-drainao, ka tsy hisy lehilahy ho tratrantitra ao amin’ny ankohonanao.+