Nomery 24:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Rehefa nahita ny Kenita+ izy, dia mbola nanao oha-pitenenana indray hoe: “Voaro tsara ny tranonao, ary naorina teny amin’ny harambato ny fonenanao. 1 Samoela 15:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy i Saoly tamin’ny Kenita:+ “Mandehana miala fa aza miaraka amin’ny Amalekita, mba tsy handringanako anareo miaraka aminy.+ Naneho fitiavana sy tsy nivadika tamin’ny vahoakan’Israely rehetra+ mantsy ianareo, tamin’izy ireo niakatra avy tany Ejipta.” Dia niala tao Amaleka ny Kenita.
21 Rehefa nahita ny Kenita+ izy, dia mbola nanao oha-pitenenana indray hoe: “Voaro tsara ny tranonao, ary naorina teny amin’ny harambato ny fonenanao.
6 Ary hoy i Saoly tamin’ny Kenita:+ “Mandehana miala fa aza miaraka amin’ny Amalekita, mba tsy handringanako anareo miaraka aminy.+ Naneho fitiavana sy tsy nivadika tamin’ny vahoakan’Israely rehetra+ mantsy ianareo, tamin’izy ireo niakatra avy tany Ejipta.” Dia niala tao Amaleka ny Kenita.