FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 7:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 dia hoy izy tamin’i Natana+ mpaminany: “Izaho ity mipetraka ato amin’ny trano sedera,+ nefa ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra mipetraka ao anaty tranolay!”+

  • 1 Tantara 14:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Naniraka olona ho any amin’i Davida i Hirama+ mpanjakan’i Tyro, sady nandefa hazo sedera sy mpanao vato* ary mpandrafitra, mba hanorina trano* ho azy.+ 2 Ary fantatr’i Davida fa efa nataon’i Jehovah mafy orina tsara teo amin’ny Israely ny fanjakany.+ Nataony lasa matanjaka be mantsy ny fanjakany, noho ny amin’ny Israely vahoakany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara