1 Tantara 28:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Hoy izy tamiko: ‘I Solomona zanakao no hanorina ny tranoko sy hanao ny tokotaniko. Nifidy azy ho zanako mantsy aho, ary izaho ho rainy.+ Matio 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia nisy feo koa avy any an-danitra+ niteny hoe: “Io no Zanako malalako,+ ilay ankasitrahako.”+ Hebreo 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Iza tamin’ireo anjely, ohatra, no mba efa nitenenan’Andriamanitra hoe: “Zanako ianao, ary androany aho no lasa rainao”,+ sy hoe: “Izaho ho rainy, ary izy ho zanako”?+
6 “Hoy izy tamiko: ‘I Solomona zanakao no hanorina ny tranoko sy hanao ny tokotaniko. Nifidy azy ho zanako mantsy aho, ary izaho ho rainy.+
5 Iza tamin’ireo anjely, ohatra, no mba efa nitenenan’Andriamanitra hoe: “Zanako ianao, ary androany aho no lasa rainao”,+ sy hoe: “Izaho ho rainy, ary izy ho zanako”?+