2 Samoela 23:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ireto ny anaran’ireo miaramila matanjaka+ tao amin’ny tafik’i Davida: Joseba-basebeta Takemonita, lehiben’izy telo lahy.+ Nampiasa ny lefony izy, indray mandeha, dia nahafaty 800 lahy. 2 Samoela 23:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 ary Oria+ Hetita. Nisy 37 ny fitambaran’izy ireo. 1 Mpanjaka 15:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nanao izay tsara teo imason’i Jehovah mantsy i Davida, ary tsy niala tamin’izay nandidiany azy izy nandritra ny androm-piainany, afa-tsy tamin’ilay raharaha momba an’i Oria Hetita.+
8 Ireto ny anaran’ireo miaramila matanjaka+ tao amin’ny tafik’i Davida: Joseba-basebeta Takemonita, lehiben’izy telo lahy.+ Nampiasa ny lefony izy, indray mandeha, dia nahafaty 800 lahy.
5 Nanao izay tsara teo imason’i Jehovah mantsy i Davida, ary tsy niala tamin’izay nandidiany azy izy nandritra ny androm-piainany, afa-tsy tamin’ilay raharaha momba an’i Oria Hetita.+