2 Samoela 12:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia nitalaho tamin’ilay tena Andriamanitra i Davida noho ny amin’ilay zaza. Ary nifady hanina izy. Dia niditra tao amin’ny efitranony izy isan-kariva, ka natory teo amin’ny tany nandritra ny alina.+ Joela 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Asaivo mifady hanina ny olona,* dia lazao hoe hisy fivoriambe makotrokotroka.+ Vorio ao an-tranon’i Jehovah Andriamanitrareo+ ny anti-panahy sy ny mponina rehetra eto amin’ity tany ity,Ary miantsoa vonjy amin’i Jehovah.
16 Dia nitalaho tamin’ilay tena Andriamanitra i Davida noho ny amin’ilay zaza. Ary nifady hanina izy. Dia niditra tao amin’ny efitranony izy isan-kariva, ka natory teo amin’ny tany nandritra ny alina.+
14 Asaivo mifady hanina ny olona,* dia lazao hoe hisy fivoriambe makotrokotroka.+ Vorio ao an-tranon’i Jehovah Andriamanitrareo+ ny anti-panahy sy ny mponina rehetra eto amin’ity tany ity,Ary miantsoa vonjy amin’i Jehovah.