Deoteronomia 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Nalain’i Jaira+ zanak’i Manase ny faritr’i Argoba+ manontolo hatrany amin’ny sisin-tanin’ny Gesorita sy ny Makatita.+ Ary nampitondrainy ny anarany ireny tanàna kely any Basana ireny, ka nantsoiny hoe Havota-jaira*+ hatramin’izao. 2 Samoela 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ny faharoa dia i Kileaba, zanany tamin’i Abigaila,+ ilay vady navelan’i Nabala Karmelita. Ary ny fahatelo dia i Absaloma+ zanak’i Maka, zanakavavin’i Talmay+ mpanjakan’i Gesora. 2 Samoela 13:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Fa i Absaloma kosa nandositra nankany amin’i Talmay+ zanak’i Amihoda, mpanjakan’i Gesora. Ary nisaona an-janany nandritra ny andro maro i Davida.
14 “Nalain’i Jaira+ zanak’i Manase ny faritr’i Argoba+ manontolo hatrany amin’ny sisin-tanin’ny Gesorita sy ny Makatita.+ Ary nampitondrainy ny anarany ireny tanàna kely any Basana ireny, ka nantsoiny hoe Havota-jaira*+ hatramin’izao.
3 Ny faharoa dia i Kileaba, zanany tamin’i Abigaila,+ ilay vady navelan’i Nabala Karmelita. Ary ny fahatelo dia i Absaloma+ zanak’i Maka, zanakavavin’i Talmay+ mpanjakan’i Gesora.
37 Fa i Absaloma kosa nandositra nankany amin’i Talmay+ zanak’i Amihoda, mpanjakan’i Gesora. Ary nisaona an-janany nandritra ny andro maro i Davida.