2 Samoela 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nidina haingana niaraka tamin’ireo lehilahy anisan’ny fokon’i Joda i Simey,+ zanak’i Gera, Benjaminita avy any Bahorima, mba hitsena an’i Davida Mpanjaka.
16 Ary nidina haingana niaraka tamin’ireo lehilahy anisan’ny fokon’i Joda i Simey,+ zanak’i Gera, Benjaminita avy any Bahorima, mba hitsena an’i Davida Mpanjaka.