39 Malemy aho androany na dia voahosotra ho mpanjaka+ aza. Fa amiko dia mahery setra loatra+ ireo zanakalahin’i Zeroia+ ireo. I Jehovah anie hamaly ny mpanao ratsy araka ny ratsy nataony!”+
10 Hoy anefa ny mpanjaka: “Inona no idiranareo amin’izany,* ry zanak’i Zeroia?+ Avelao izy hanozona ahy,+ satria i Jehovah no niteny taminy hoe:+ ‘Ozòny i Davida!’ Koa iza moa no manan-jo hiteny hoe: ‘Fa maninona ianao no manao an’izao?’”