FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 16:39, 40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Navelan’i Davida teo anoloan’ny tranolain’i Jehovah teo amin’ny toerana avo tany Gibeona+ koa i Zadoka+ mpisorona sy ny mpisorona hafa, 40 mba hanolotra fanatitra dorana ho an’i Jehovah tsy tapaka eo amin’ny alitara fanaovana fanatitra dorana, amin’ny maraina sy hariva, ary mba hanao an’izay rehetra voasoratra ao amin’ny Lalàn’i Jehovah nandidiany ny Israely.+

  • 1 Tantara 21:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Teo amin’ny toerana avo tany Gibeona+ anefa tamin’izany andro izany ilay tranolain’i Jehovah nataon’i Mosesy tany an-tany efitra, sy ilay alitara fanaovana fanatitra dorana,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara