FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 25:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Hisy voninkazo telo miendrika vonin’amandie eo amin’ireo sampany amin’ny andaniny iray. Elanelanin’ny bokony sy ny felany ireo voninkazo ireo. Hisy voninkazo telo miendrika vonin’amandie koa eo amin’ireo sampany eo amin’ny ankilany. Elanelanin’ny bokony sy ny felany koa ireo voninkazo ireo. Ho toy izany ny endrik’ireo sampany enina amin’ny vatan’ilay fitoeran-jiro.

  • 1 Mpanjaka 6:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Noravahana sary sokitra voatango+ sy voninkazo mamelana+ ireo hazo sedera tao anatin’ilay trano. Hazo sedera daholo izy manontolo, ary tsy nisy vato tazana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara