FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 27:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Asio tokotany+ ilay tranolay. Lamba vita amin’ny kofehy rongony miolana tsara no hatao fefy eo amin’ny lafiny atsimo amin’ilay tokotany, izany hoe ilay mitodika mianatsimo. Ho 100 hakiho ny halavan’ilay fefy.+

  • 2 Tantara 4:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Nataony koa avy eo ny tokotany+ ho an’ny mpisorona+ sy ny tokotany lehibe*+ ary ny vavahadin’ny tokotany. Dia nopetahany takela-barahina ireo vavahady ireo.

  • 2 Tantara 7:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia nohamasinin’i Solomona ny teo afovoan’ny tokotany, teo anoloan’ny tranon’i Jehovah. Teo no tsy maintsy nanolorany ny fanatitra dorana+ sy ny tavin’ny sorona iombonana. Tsy antonona teo amin’ilay alitara varahina+ nataon’i Solomona mantsy ny sorona dorana sy ny fanatitra varimbazaha+ ary ny tavin’ireo sorona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara