FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 6:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Dia nataony tao amin’ilay trano anatiny* ireo kerobima.+ Nivelatra ny elatr’izy ireo, ka tonga hatrany amin’ny rindrina iray ny elatry ny kerobima iray, ary hatrany amin’ilay rindrina anankiray ny elatry ny kerobima iray. Nivelatra koa ireo elatra roa hafa ka nifampikasika teo afovoan-trano.

  • 2 Tantara 5:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia nentin’ny mpisorona ilay Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah, ka nataony teo amin’ny toerany, tao amin’ny efitra anatiny indrindra amin’ilay trano, tao amin’ny Masina Indrindra, teo ambany elatr’ireo kerobima.+

  • Salamo 80:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 80 Mihainoa, ry Mpiandry ny Israely ô,

      Dia ianao izay mitarika an’i Josefa toy ny fitarika andian’ondry.+

      Mamirapirata,*

      Ry ilay mipetraka eo amin’ny seza fiandrianana eo ambonin’ny* kerobima+ ô!

  • Ezekiela 10:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Heno hatreny amin’ny tokotany ivelany ny feon’ny elatr’ireo kerobima, izay hoatran’ny feon’ilay Andriamanitra Mahery Indrindra rehefa miteny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara