Eksodosy 20:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Alitara tany no ataovy ho ahy, ary ataovy sorona eo amboniny ny fanatitra dorana, ny sorona iombonana,* ny ondrinao, ary ny ombinao. Ary ho any aminao aho ka hitahy anao, any amin’izay toerana rehetra hofidiko hahatsiarovana ny anarako.+ 2 Samoela 7:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izy no hanorina trano ho an’ny anarako,+ ary hataoko mafy orina mandrakizay ny seza fiandrianan’ny fanjakany.+
24 Alitara tany no ataovy ho ahy, ary ataovy sorona eo amboniny ny fanatitra dorana, ny sorona iombonana,* ny ondrinao, ary ny ombinao. Ary ho any aminao aho ka hitahy anao, any amin’izay toerana rehetra hofidiko hahatsiarovana ny anarako.+
13 Izy no hanorina trano ho an’ny anarako,+ ary hataoko mafy orina mandrakizay ny seza fiandrianan’ny fanjakany.+