1 Mpanjaka 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nisy lehilahin’Andriamanitra+ nasain’i Jehovah niainga avy any Joda mba ho any Betela. Tamin’izy tonga tany, dia mbola nitsangana teo akaikin’ny alitara+ i Jeroboama, handoro fanatitra mba hidona-tsetroka.
13 Nisy lehilahin’Andriamanitra+ nasain’i Jehovah niainga avy any Joda mba ho any Betela. Tamin’izy tonga tany, dia mbola nitsangana teo akaikin’ny alitara+ i Jeroboama, handoro fanatitra mba hidona-tsetroka.