FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 18:23, 24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Omeo vantotr’ombilahy roa izahay, dia avelao ry zareo hifidy vantotr’ombilahy iray, dia horasarasainy ilay izy ary hapetrany eo ambony kitay. Tsy tokony hasiana afo anefa ilay izy. Izaho kosa hikarakara an’ilay vantotr’ombilahy iray, ka hametraka azy eo ambony kitay. Tsy hasiako afo koa anefa ilay izy. 24 Antsoy ny anaran’ny andriamanitrareo+ avy eo, fa izaho hiantso ny anaran’i Jehovah. Izay Andriamanitra mamaly ka mandatsaka afo no hampiseho hoe izy no tena Andriamanitra.”+ Dia namaly ny olona rehetra hoe: “Mety izany.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara