FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 5:20, 21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Avy tany an-danitra ny kintana no niady,

      Avy teny* izy ireny no niady tamin’i Sisera.

      21 Nifaoka an’ireo fahavalo ny reniranon’i Kisona,+

      Dia ilay renirano efa nisy hatry ny ela, izany hoe ny reniranon’i Kisona.

      Nanitsakitsaka an’ireo olo-mahery aho.

  • Salamo 83:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Ataovy toy ny nanaovanao ny Midianina+ izy ireo,

      Toy ny nanaovanao an’i Sisera sy Jabina teo amin’ny reniranon’i* Kisona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara