Hebreo 11:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Inona koa no holazaiko? Fa tsy ho ampy ny fotoana raha hotantaraiko daholo ny momba an’i Gideona,+ Baraka,+ Samsona,+ Jefta,+ Davida,+ Samoela,+ ary ny mpaminany hafa. Hebreo 11:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary tsy mendrika azy ireo izao tontolo izao. Nirenireny tany an-tany efitra izy ireo, teny an-tendrombohitra, tany anaty lava-bato,+ ary tany anaty lavaka any ambanin’ny tany.
32 Inona koa no holazaiko? Fa tsy ho ampy ny fotoana raha hotantaraiko daholo ny momba an’i Gideona,+ Baraka,+ Samsona,+ Jefta,+ Davida,+ Samoela,+ ary ny mpaminany hafa.
38 Ary tsy mendrika azy ireo izao tontolo izao. Nirenireny tany an-tany efitra izy ireo, teny an-tendrombohitra, tany anaty lava-bato,+ ary tany anaty lavaka any ambanin’ny tany.