2 Mpanjaka 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 I Jezebela kosa hohanin’ny alika ao amin’ilay tany any Jezirela,+ ka tsy hisy handevina.’” Dia nosokafan’ny mpanompon’ilay mpaminany ny varavarana, ary lasa nandositra+ izy. 2 Mpanjaka 9:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Rehefa handeha handevina azy anefa izy ireo, dia tsy nahita afa-tsy ny karandohany sy ny tongony ary ny felatanany.+
10 I Jezebela kosa hohanin’ny alika ao amin’ilay tany any Jezirela,+ ka tsy hisy handevina.’” Dia nosokafan’ny mpanompon’ilay mpaminany ny varavarana, ary lasa nandositra+ izy.
35 Rehefa handeha handevina azy anefa izy ireo, dia tsy nahita afa-tsy ny karandohany sy ny tongony ary ny felatanany.+