FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 13:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ireto ny tany mbola tsy azo:+ Ny faritra rehetran’ny Filistinina sy ny an’ny Gesorita,+ 3 —hatrany amin’ny sampan’i Neily* any amin’ny sisiny atsinanan’i* Ejipta ka hatrany amin’ny sisin’i Ekrona any avaratra, izay noheverina fa an’ny Kananita taloha+—anisan’izany ny faritra nisy ny mpitondra dimy teo amin’ny Filistinina+ izay nifehy ny tanànan’i Gaza sy Asdoda+ sy Askelona+ sy Gata+ ary Ekrona,+ sy ny faritra nisy ny Avita+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara