2 Mpanjaka 10:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Nahenan’i Jehovah tsikelikely ny tanin’ny Israely nanomboka tamin’izany andro izany. Nanafika azy ireo foana i Hazaela, tany amin’ny faritra rehetra tany Israely,+ 2 Mpanjaka 12:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tamin’izay no niakatra hiady tamin’i Gata+ i Hazaela+ mpanjakan’i Syria, ka azony ilay tanàna. Nanapa-kevitra ny hanafika* an’i Jerosalema+ izy taorian’izay. 2 Mpanjaka 13:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tezitra be tamin’ny Israely+ àry i Jehovah,+ ka nataony resin’i Hazaela+ mpanjakan’i Syria sy Beni-hadada+ zanak’i Hazaela izy ireo, nandritra izany fotoana izany. Amosa 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Izao no tenin’i Jehovah:‘“Tsy hovako ny didim-pitsarako satria nikomy* intelo i Damaskosy, inefatra mihitsy aza.Nanosihosy an’i Gileada tamin’ny fitaovana vy fanosihosena varimbazaha mantsy izy.+
32 Nahenan’i Jehovah tsikelikely ny tanin’ny Israely nanomboka tamin’izany andro izany. Nanafika azy ireo foana i Hazaela, tany amin’ny faritra rehetra tany Israely,+
17 Tamin’izay no niakatra hiady tamin’i Gata+ i Hazaela+ mpanjakan’i Syria, ka azony ilay tanàna. Nanapa-kevitra ny hanafika* an’i Jerosalema+ izy taorian’izay.
3 Tezitra be tamin’ny Israely+ àry i Jehovah,+ ka nataony resin’i Hazaela+ mpanjakan’i Syria sy Beni-hadada+ zanak’i Hazaela izy ireo, nandritra izany fotoana izany.
3 “Izao no tenin’i Jehovah:‘“Tsy hovako ny didim-pitsarako satria nikomy* intelo i Damaskosy, inefatra mihitsy aza.Nanosihosy an’i Gileada tamin’ny fitaovana vy fanosihosena varimbazaha mantsy izy.+