FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 35:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Hoy anefa izy ireo: “Tsy hisotro divay izahay, satria efa nanome baiko anay i Jonadaba+ zanak’i Rekaba razambenay hoe: ‘Aza misotro divay ianareo na ny taranakareo, na rahoviana na rahoviana.

  • Jeremia 35:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 dia izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Hisy olona avy amin’ny taranak’i Jonadaba zanak’i Rekaba foana hanompo eo anatrehako.”’”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara