FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 9:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia ho faty ny ankohonan’i Ahaba rehetra. Haringako ny lehilahy rehetra* amin’ny ankohonany, anisan’izany ireo tsy misy mpiaro sy ireo osa eo amin’ny Israely.+

  • 2 Tantara 22:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nahatonga loza tamin’i Ahazia anefa Andriamanitra, tamin’izy nankany amin’i Jorama. Rehefa tonga tany izy, dia niara-nivoaka tamin’i Jorama mba hitsena an’i Jeho+ zafikelin’i* Nimsy, izay notendren’i* Jehovah mba handringana ny ankohonan’i Ahaba.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara