FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 15:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Tamin’ny taona faha-27 nanjakan’i Jeroboama* mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Azaria*+ zanak’i Amazia+ mpanjakan’ny Joda.+ 2 Ary 16 taona i Azaria tamin’izy lasa mpanjaka, ary nanjaka 52 taona tany Jerosalema izy. Jekolia no anaran-dreniny, ary avy any Jerosalema izy io.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara