2 Tantara 27:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Efa voasoratra ao amin’ny Boky Momba ny Mpanjakan’ny Israely sy Joda ny sisa amin’ny tantaran’i Jotama sy ny ady rehetra nataony ary ny zava-bitany rehetra.+ Matio 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ozia niteraka an’i Jotama;+Jotama niteraka an’i Ahaza;+Ahaza niteraka an’i Hezekia;+
7 Efa voasoratra ao amin’ny Boky Momba ny Mpanjakan’ny Israely sy Joda ny sisa amin’ny tantaran’i Jotama sy ny ady rehetra nataony ary ny zava-bitany rehetra.+