-
1 Mpanjaka 22:3, 4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Dia hoy ny mpanjakan’ny Israely tamin’ny mpanompony: “Mba fantatrareo moa fa antsika i Ramota-gileada?+ Isika anefa misalasala ny haka azy amin’ny mpanjakan’i Syria.” 4 Ary hoy izy tamin’i Josafata: “Hiaraka amiko hiady any Ramota-gileada ve ianao?” Dia namaly i Josafata hoe: “Hoatr’anao ihany aho! Ny vahoakako dia vahoakanao ihany, ary ny soavaliko dia soavalinao ihany.”+
-