Ezekiela 23:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ohola* no anaran’ilay zokiny, ary Oholiba* kosa ilay rahavaviny. Nalaiko ho vady izy roa vavy ka niteraka zanakalahy sy zanakavavy be dia be. I Samaria+ no Ohola, ary Jerosalema no Oholiba. Ezekiela 23:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Rehefa nahita an’izany i Oholiba rahavaviny, dia vao mainka nirongatra ny faniriany hanao firaisana. Vao mainka aza izy nivaro-tena mihoatra noho ny rahavaviny.+
4 Ohola* no anaran’ilay zokiny, ary Oholiba* kosa ilay rahavaviny. Nalaiko ho vady izy roa vavy ka niteraka zanakalahy sy zanakavavy be dia be. I Samaria+ no Ohola, ary Jerosalema no Oholiba.
11 “Rehefa nahita an’izany i Oholiba rahavaviny, dia vao mainka nirongatra ny faniriany hanao firaisana. Vao mainka aza izy nivaro-tena mihoatra noho ny rahavaviny.+