2 Mpanjaka 16:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary 20 taona i Ahaza tamin’izy lasa mpanjaka, ary nanjaka 16 taona tany Jerosalema izy. Tsy nanao izay tsara teo imason’i Jehovah Andriamaniny izy, tsy mba hoatran’i Davida razambeny.+ 2 Mpanjaka 16:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Ahaza, ka nalevina tao amin’izay nandevenana azy ireo tao amin’ny Tanànan’i Davida. Ary i Hezekia*+ zanany no nanjaka nandimby azy.
2 Ary 20 taona i Ahaza tamin’izy lasa mpanjaka, ary nanjaka 16 taona tany Jerosalema izy. Tsy nanao izay tsara teo imason’i Jehovah Andriamaniny izy, tsy mba hoatran’i Davida razambeny.+
20 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Ahaza, ka nalevina tao amin’izay nandevenana azy ireo tao amin’ny Tanànan’i Davida. Ary i Hezekia*+ zanany no nanjaka nandimby azy.