Isaia 8:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 fa raha mbola tsy mahay miantso hoe ‘Dada’ sy ‘Neny’ ilay zaza, dia hoentin’ny olona ho any amin’ny mpanjakan’i Asyria ny fananan’i Damaskosy sy ny zavatra nobaboina tany Samaria.”+ Amosa 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Hahita loza ny olona matoky tena* any Ziona,Dia ireo tsy manana ahiahy eny amin’ny tendrombohitr’i Samaria,+Ireo olona ambony eo amin’ilay firenena malaza indrindra,Ireo ianteheran’ny taranak’Israely! Amosa 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ianareo àry no ho voalohany amin’ireo hatao sesitany,+Ary tsy hiliba hanao fety intsony ireo mitsilailay eo amin’ny seza lava.
4 fa raha mbola tsy mahay miantso hoe ‘Dada’ sy ‘Neny’ ilay zaza, dia hoentin’ny olona ho any amin’ny mpanjakan’i Asyria ny fananan’i Damaskosy sy ny zavatra nobaboina tany Samaria.”+
6 “Hahita loza ny olona matoky tena* any Ziona,Dia ireo tsy manana ahiahy eny amin’ny tendrombohitr’i Samaria,+Ireo olona ambony eo amin’ilay firenena malaza indrindra,Ireo ianteheran’ny taranak’Israely!
7 Ianareo àry no ho voalohany amin’ireo hatao sesitany,+Ary tsy hiliba hanao fety intsony ireo mitsilailay eo amin’ny seza lava.