FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 19:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Koa niala teo i Elia ary nahita an’i Elisa zanak’i Safata niasa tany. Nisy omby 24 nampiarahina tsiroaroa teo alohany, ary teo amin’ireo omby roa faha-12 farany izy. Dia nankeny aminy i Elia, ary natsipiny teny amin’i Elisa ilay akanjona mpaminany+ nanaovany.

  • Zakaria 13:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Samy ho menatra noho ny fahitana hitany ny mpaminany amin’izany andro izany, rehefa maminany. Dia tsy hanao akanjo volom-biby+ izy ireo mba hamitahana olona.

  • Hebreo 11:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Inona koa no holazaiko? Fa tsy ho ampy ny fotoana raha hotantaraiko daholo ny momba an’i Gideona,+ Baraka,+ Samsona,+ Jefta,+ Davida,+ Samoela,+ ary ny mpaminany hafa.

  • Hebreo 11:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Notoraham-bato+ izy ireo, notsapaina, notsofana hizara roa, novonoina tamin’ny sabatra,+ nirenireny nitafy hoditr’ondry sy hoditr’osy,+ sady tsy nanana na inona na inona sy niaritra fahoriana+ ary nampijalina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara