1 Mpanjaka 16:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah, mihoatra noho izay rehetra talohany,+ i Ahaba zanak’i Omry. 1 Mpanjaka 16:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Dia nanorina alitara ho an’i Bala izy, tao amin’ny tranon’i* Bala+ izay naoriny tao Samaria.
30 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah, mihoatra noho izay rehetra talohany,+ i Ahaba zanak’i Omry.