12 Dia nataon’ireo lehilahy ireo an-tsakany sy an-davany ilay asa.+ Ary voatendry ho mpiandraikitra azy ireo i Jahata sy Obadia, izay samy Levita avy tamin’ny Merarita,+ ary Zakaria sy Mesolama avy tamin’ny Kehatita.+ Ary izay Levita rehetra tena nahay nitendry zavamaneno+