Deoteronomia 31:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Avy eo dia nosoratan’i Mosesy ity Lalàna ity,+ dia nomeny an’ireo Levita mpisorona nilanja ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah, sy ny anti-panahy rehetra teo amin’ny Israely.
9 Avy eo dia nosoratan’i Mosesy ity Lalàna ity,+ dia nomeny an’ireo Levita mpisorona nilanja ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah, sy ny anti-panahy rehetra teo amin’ny Israely.