FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 34:19-21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Vao naheno an’izay voalazan’ny Lalàna ny mpanjaka, dia norovitiny ny akanjony.+ 20 Dia nomen’ny mpanjaka an’izao baiko izao i Hilkia, sy Ahikama+ zanak’i Safana, sy Abdona zanak’i Mikaia, sy Safana mpitan-tsoratra, ary Asaia mpanompon’ny mpanjaka: 21 “Mandehana misolo tena ahy sy ny sisa amin’ny Israely sy Joda, ka anontanio i Jehovah momba an’izay voalaza ao amin’io boky vao hita io. Fa ho tezitra be amintsika i Jehovah, satria tsy nankatò ny tenin’i Jehovah ny razambentsika, ka tsy nanaraka an’izay rehetra voasoratra ao amin’io boky io.”+

  • Joela 2:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary ny fonareo rovitina,+ fa tsy ny akanjonareo,+

      Dia miverena amin’i Jehovah Andriamanitrareo.

      Fa mangoraka* sy mamindra fo izy, tsy mora tezitra,+ ary tena be fitiavana sy tsy mivadika.+

      Hiova hevitra* izy ka tsy handefa loza indray.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara